“Iray vaovao” (Romaric)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
“Iray vaovao”Olon-kafa iray vaovao,no nisakambina anao,
Tsy mba miahotra ,tsy menatra akory;
Dia fitia iray vaovao,no hilomanosanao
Fa izaho sy ny fitiavakon efa voarotsinao hatory
.
Lalan-kafa iray vaoavao no efa hizoranao,
Fa ny lalantsika roa efa ela no nilaozanao.
Dia fiainana iray vaovaon no hizaranao
Fa ilay fiainantsika taloha efa lasa sy nandao;
Tanjona hafa iray vaovaono efa nokinasanao
Fa ilay tanjontsika roa kila hotohoto
Dia paradise iray vaovao,bo efa visavisainao
Fa ilay paradisantsika efa samba hotohoto;
Romaric ( 08 – 12 – 04 )
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana