GASIKARAKO (samiir lien'ju Rafaralah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
"Ry gasikarako malalako,tna ontsa loatra lahy ny foko,ka marary mafy mitoloko,mandinika ity tantara...TANTARANAO RY GASIKARA. "Ilay gasikara maitso mavana,toa lasa mena sady ngazana,ilay feno harena sarobidy,toy ny vato sy ny biby...TOA EFA TAPITRA NAMIDY. "Ilay hany kely sisa mba tavela,toy ny sokatra sy andramena,dia mbola nahondrana antsokosoko,toe-tsaina tena mampahonena...AOK'IZAY MBA HAJANONY FA MAMBOTRY FIRENENA. "Ny ady lahy politika ihany,no mahatonga izany rehetra izany,miteraka izao krizy izao,ireo fitiavan-tena diso tafahoatra...NO MANERY ITY GASIKARA TSY HIVOATRA.
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
862 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153