MANDEHANA (samiir lien'ju Rafaralah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ataovy ampy anao ireo fijaliakoFa aza somparana intsony
Ilay mba hany fifaliako.
~
Niezaka aho nitraka
Na dia efa latsaka tanatin'ny haizina
Satria efa tapitra niafiako
ireo karazana famaizana.
~
Nefa ankehitriny ianao
Tonga indray amendrofendro
Miangavy aho mandehana
Fa ny anao anie ka adalana.
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana