TSY NAMPOIZIKO (tandry)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lazaiko aminareo zalahyfa ny vadiko anakiray
ny vady mantsy jerijerena
sady ko tsy fefena .
fa raha izy no mande mipa
loza ny manjo anla
ny lobaka sy patalo
misolitika toa kisoa
rehefa matory @ alina
eo vao manomboka ny tantara sy bal
mikisikisina toa manirery
ahy izy ity ka te hiteny :
taiza no mbola hariva
sa nanao kilala k'i tsiliva
sa kosa teny tsaralalana
nivarotra ny ambina gana
loza ny nanjo ahy
izany no navalindrangahy
sendra izay tovovavy
bota no matavitavy
nanantona tsy no kôtina
hinona hoy izy no anampiana ?
taitra mafy ty za
ka niovitrovitra ny maha ranga
loza inona re ty re kaky
aleo mitsoaka fa mampitapy
narahany tsy namelany
ka tsemboka ny ambony ambany
ny tohiny angamba tsy ho lazaiko
fa aleo atao teny baiko
gardez vous enlevé le patalo ;
--------
Lien:
Catégorie :
Hatsikana