Mpiray serasera (Tatamo Ravaky Ny Farihy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maraina miramirana
Velon-kira tsy sahirana
Fijerim-pitsikina
Mizara hafaliana
Dia ho andro mahafinaritra
Hibaliaka soa ny lanitra
Izay no irariako
Ho anao izay nofidiko
Mpiray serasera
Tsy mahalala lera
Hitondra hafanana
Sy tara-pahazavana
Ho tontolo andro mamy
Ho vonona hatrany !

Tatamo Ravaky Ny Farihy
--------
Lien:
Catégorie : Namana
1105 1
Fans: tatamo1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144