TSY NAMPOIZINA (Tsilaitra)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NAMPOIZINA

Teny toa mananihany
Tany ho any
Zay natao.
Teny vazivazy koa
Kanefa nampifoha
Ny fonao

Ka nanintona avy hatrany
Mba ho tamy
Dia hifahatra.
Saingy indrisy tojo adala
Mpanadala
Dia nanjahatra

TSILAITRA, 10/03/99
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana - fiainana - fananarana - vazivazy
3904 2
Fans: Mantella - tsila
Commentaires
mitsoa ( 08/12/2012 11:20)
nahona re no tojo adala e?
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0212