Vetsom-borona (vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izaho no lasa vinany
Fa ny foko midoboka ihany
Mitempo miampita mankany

Any ianao r'ilay silako
Rahoviana ianao vao ho hitako
Mampizotra indray izato diako.
--------
Lien:
Catégorie : Embona - Alahelo - Fitiavana
127 3
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : vetso
Inséré par : Cranoromandinina13
Date : 03/04/2024 18:14
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142