Nampiditra : joseclaudio
Daty : 03/07/2015 08:43
Nijery : 1709
Tononkalo: 26 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

joseclaudio

Ny 18 Aprily 1993 no teraka tao Ambositra aho. Tokiniaina lalatiana jose no tena anarako, fa solon'anarana nalaiko tamin'ny fankafizana olona roa no natambatro. Ny taona 1999 no nanomboka nianatra tao amin'n,y sekoly fanabeazana fototra tao Ambositra( E.P.P Andriamanalina) ary nitohy tao amin'ny sekolim-panjakana (CEG Ankorombe) ny taona 2004 hatramin'ny taona2008. Ny taona 2009 no niditra nianatra tao amin'ny sekoly tsy miankina iray atao hoe CPA ( Collège des Proffesseurs associées) mandra-pahazo ny mari-pahaizana Baccalauréat. Ny soratra , ny soratra hatreto no namako.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/joseclaudio
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101