Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alina mangina (Elysé Azrael)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny alina manginaFeno embona anao...
Mahatsiaro ireo fanao
Mahatsiahy ireo natao...
Ny anaranao ry tiana
No sainiko hatrany,
Fa mbola hiverina aho indray androany...
Amin'izay fotoana izay
Hiverenako indray,
Hamihina anao eo an-tratrako eo!
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana
Mpakafy:
Azrael666
