Fisarahana (RAD) (Hary MDK)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hisaraka dia ho aizaIreto zanakareo madinika
Zay moa ny hevitrareo
Efa tapaka sy voadinika
Manaiky tsy ho satry
Ireo zaza fa hisaradray sy reny
Mitomany,manjonitra
Fa hania hanirery
Ny sainy maminavina
Hoe ho aiza ny hiafarahana
Fa tapaka hatreo
Lay tetezana hiampitahana
Handeha aminy lalany avy
Ireo zaza no manahy mafy
Ho akary sa akaroa
Fa ny ray sy reny nisaradroa
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana
