Loatra... (Iary Fyh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsapako eto izao fa rehefa ny olona no tiana
Tena diso tiana dia minia tsy mahalala sy tsy mahatsapa izany.

Fantatro eto ankehitriny fa raha toa ianao mitia olona tsy tia
Dia lasa mitia an-jambany tsy mahalala akory izay hiafarana fa io nie mety handao !

Eny e! Izao vao tena hitako fa io fitiavana io mety mankaleo
Raha ohatra omena diso tafahoatra amin'ny olona tsy manina

Ka ny hevitro dia izao : Rehefa hoe mitia dia aza atao be loatra
Fa mety handratra anao.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
14 1
Mpakafy: IaryFyh
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iary Fyh
Nampiditra : IaryFyh
Daty : 26/10/2026 18:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111