Ainga (Iary Fyh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahoana iky ny hira tsy mitovy no terena hiara-dia ?
Nahoana izay nivoaka farany no terena ho tsy nisy raha tsy noho iry ?
Fa ainga samy manana no nanosika ny tanany hanakorisa penina
Toe-javatra sy teny no toa tafara-dalana ka mampimenomenona ?
Ny saina tsy miangatra no Aoka mba handinika sy hamakafaka
Fa tsy izay tandrifim-bava
(,Mandratra sy manimba) no omena Laka!
Raha ny lohateny na ny hevitra ventesin'ny mpanoratra no inona ?
Tsy ireo Ngezalahy ve no nifanosona toa inona ?
,Fa ny fahatafitan'izany any am-pon'ny hendry
Ka handraisany lesona no hany nokinendry.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
13 1
Mpakafy: IaryFyh
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iary Fyh
Nampiditra : IaryFyh
Daty : 26/10/2026 18:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2343