Tiako! (Josie)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ho ataoko teny irayNy momba azy izay!
Dia tsy ho aiko izay lazaina
Fa ny tsy afaka ao an-tsaina
Dia ny hoe izy no iriko
Ary koa ilay tena "TIAKO"
Raha ho lazaiko anao
Dia tena "TIAKO" izy izay
"TIAKO" ny zato isan-jatony
"TIAKO" tsy mba misy antony
"TIAKO" ny aminy rehetra
"TIAKO" tsy mba nisy fepetra
NY "TIAKO" dia izy irery ihany
"TIAKO" izay fotsiny ihany
"TIAKO"
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana