TSINGERINA (NofenoinaNatiora)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSINGERINA❤️??Natsingerin'ny taona sahady ilay minitra
Nanainga ratsan-tanana nanaovana sonia
Fa efa mifaningom-paka ny fitiavatsika
Ka miara-malazo raha hongotana fitia(...)
NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
❤️❤️Efa taona iray??
roa ambiny folo volana sahady hay Ilay daty,
Vita varo-maty tanaty taratasy ny dinantsika roa
Nifankatia ny fo, tsy nifanary zioga na soa na ratsy koa
An-dalam-panefena ny fiainana atsy afara.
Miaraka manefy ny lantona Tantara.
ZAVONA RAKOTO
27 Desambra 2025
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
