RAHA TOA... (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA TOA...

NANANAHIRANA NY SAIKO
NY NIERITRERITRA ANIKEO MARAINA
FA TIA IANAO KANEFA....
ASA NA VAHOTRA NY VAVAKO HITENY
DIA INY IANAO FA TEZITRA
HILAZA ANKARIHARY FA...
NAHOANA MOA RAHA LAZAINA
IZAY MBA ERITRERITRAO.

Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Ahiahy
1729 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146