VAVAK'ILAY MAFY ADY ( Album ALOKA sy Tsiky ) (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vavak'ilay mafy ady

Indro Tompo o!
Tsy hitsahatra ny feoko ,
Na dia hangozohozo aza;
Hangatam-bavaka Aminao...,
Fa taom-baovao ny andro .
Tompo o! Ny hany faniriako ,
Dia hitondra zava-tsoa.
Faniriana ihany anefa ,
Fa izay Sitrakao ny sitrako ...,
Tsy ho kapoka mavesatra
Fa ho taom-baovao...;
Hitondra fahasambarana;
Taom-baovao tsy hisy fitsaharana .



23.01.1995 Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
461 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY Andri-Fara
Nampiditra : SANAKERIB
Daty : 04/04/2024 06:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304