--MISAOTRA AZY-- (R.A.A.Z.N)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
--MISAOTRAZY--


tsy homby tratra ny hafaliana
ka ny fisaorana no atao betsaramankasitraka ny fanampiana
ka io no voaloan-dresaka


tsy ho ataoko ny hanadino
sanatria ny hamafa
na hanaovako voady tsy manino
tsy ho adino na misy ny hafa


ataovy rotsirotsy ireny tsara natao
raha toa ka mitamberina
hira malefaka ny atao
tsy voafafa averimberina


ireny tsy ho fafako
fa fanantenana
alaelo azy tsy ho falako
fa mbola misy fanantena


(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
Sokajy : Namana
920 0
Hevitra mandeha
zurahrakotonanahary ( 21/11/2018 09:37)
misy vevavy iray teto atànananay,izy mpivahiny efa fahavaratra no nandalovany teto(avril).izahay mitery rononon-omby isa maraina
nandeha ny andro ny fifandraisana zahay ka lasa mpinamana be ka nifankatia.
niaina tao anatin'ny fifaliana tanteraka izahay,erimbolana no niarahana ka lasa izyyyyy....
nalahelo mafy aho izy ku mba nisento.tapaka teo ny tantara na ny adiresiny tsy fatatro fa ny toerana misy azy hiany.
izy mody any hiosy za aty ambohipaky.
nony nifanao veloma izahay dia zao ny nataony :
-veloma mandrakizay.

ankehitriny za mandefa vetso ho azy,fa raha fatatry ny lotny dia nalehako tany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.A.Z.N
Nampiditra : zurahrakotonanahary
Daty : 21/11/2018 09:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106