~~ANY LAVITRA ANY~~ (R.A.A.Z.N)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
~~ANY LAVITRA ANY~~



any lavitra any ilay malalako
any many irery ilay anjarako
samy malahelo izahay fa tsy maintsy miafy
ekena izay lahatra tsy asina gafy



any lavitra any tena tsy hitako
tsy mampino nefa misy olona tiako
raha ny hanolo azy tsy eo
ataoko tsara tantana tsy ho leo



tsy ataonay maha kivy ny halavirana
na miresaka amin'ny finday tsy manahirana
fa ny zavadehibe dia ny fitiavanay
,mba aharitra mandrakizay



any lavitra any samy tsisy nahita
fa sambatra izay mino nefa tsy nahita
na eo aza izany za tsy hanararaotra
hiezaka anome porofo azy mba tsy hataotra



(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
Sokajy : Namana
927 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.A.Z.N
Nampiditra : zurahrakotonanahary
Daty : 24/11/2018 16:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107