Nampiditra : Absolu
Daty : 13/11/2014 08:02
Nijery : 2567
Tononkalo: 33 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ari Ira

Randrianantenaina Soloarisoa Fenohasina no anarany. Teraka tao Mahavoky Besarety ny 24 May 1993. Nandalina ny filozofia tao Ankatso izy ary nahazo ny diplôma LICENCE ES LETTRES taranja Filozofia ny taona 2014.
Tsy mbola namoaka Boky, mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM. Ny tononkalo no tena manavanana azy, ary mpanoratra ankafiziny indrindra i Dox sy i Verlaine...
Manoratra tantara an'onjam-peo, sombintantara ary tantara foronina ihany koa izy....
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ari
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157