Djah Hco
HAJANIRINA Christian Olivier (Djah Hco)
_Teraka tao Mandriankeniheny Antsirabe I ny 03 Novambra 1999
_Tamin'ny sekoly katolika hatrany no nianatra hatramin'ny fahazazana (LYCEE PRIVEE CATHOLIQUE SACRE CŒUR MANANDONA:maternelle, 11ème, 7ème/ LYCEE PRIVEE CATHOLIQUE SAINT TRINITE ANDRAIMASINA:10-9-8-9ème, 6-5-4-3ème, 1ère, 2nde, Terminale)
_Tia manao sary hatramin'ny nahaizana nampiasa penina (2003)
_Nanomboka nitsiry ny fitiavana manoratra teo @ faha 10 taona (2009)...
_Maro ireo asasoratra efa natao saingy tsy mbola voaraikitra am-pejim-boky avokoa izy ireo noho ny mbola fahasahiranana @ fianarana..
_Ankoatra ny fanoratana dia tia fanatanjahan-tena ihany koa toy ny Basket
-Tia mifandray aman'olona, indrindra @ tanora...
Misaotra tompoko!!!

Hevitra mandeha
Djah Hco (16/05/2017 18:54:17)
Ny tanora mahay mifaneho sy mifanakalo ary mifameno talenta no hoavin'ny Literatiora Malagasy
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Nampiditra : Djah HcoDaty : 16/05/2017
Mpamangy : 1313
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory