Fenotsoa
Salama daholo o! Tovovavy no manoratra, mivetso fitiavana no ankamaroan'ny diam-peniko !
Asa atao: Mpianatra
Fialam-boly: mamaky boky, mihira, mijery horonan-tsary, mitsangatsangana, mandeha lavitra.
Hafa: Mpisehatra(Mpanao teatra) anaty Faribolan'ny Mpanoratra iray eto Antananarivo.
Izay ary e, mino aho fa tsy hisalasala ianareo izay mamaky sy hamaky ary mbola hamerina hamaky ny rangotry ny peniko hanome toro-hevitra hanatsarana ny kanto Malagasy.
Fenotsoa N.

Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : harisandaDaty : 05/09/2007
Mpamangy : 1211
Mankafy : 0
Ankafizo