You are here: home > Vetso

FITIA

Liva Falisoa RAFANOTSIMIVA no anarako, lehilahy, 27 taona, nanomboka nanoratra tononkalo tamin'ny taona 1995. Misandrahaka ny asasoratro na dia mikasika ny fitiavana ranofotsiny aza izany tany am-piandohana. Miasa sy mipetraka any Antsiranana saingy manao stage eto Frantsa, Grenoble mandritra ny volana vitsivitsy.

Hametraka hevitra

Midira aloha