Hampiditra sary Nampiditra : mpisotrtoaka
Daty : 14/01/2014 13:04
Nijery : 1630
Tononkalo: 9 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

IZY

IZY dia tovolahy vao erotrerony tokoa. Teraka tamin'ny 1992. Lava ranjanana izay niadala ary manana talenta miavaka amin'izy mpiray tampo. Sady mahay sary izy no mahay tononkalo sy sombintantara. Mahay tantara ihany koa. Mbola tsy manambady saingy efa misy fofony. Vao eo am-pitadiavana ny fianarana mifanaraka aminy izy amin'izao fotoana izao. (Janvier 2014)
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/izy
Hevitra farany
Narovantsoa rak ( 27/04/2020 13:36)
Manaja tanteraka an'ialahy aho!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116