FO MARATRA (IZY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahazo aretim-po
Narary ny an-doha
Voarangotra tsy nahy !

Fanina tsy iniana
Nilaozam-pitsikiana
Ilay tiana ve no sahy !

Nandà an-kitsirano
Ny rediredin'ny mamo
Mitory ny fitiany !

Ny mamy nantenaina
Toa sarotra bataina !
Am lalana fodiany !

IZY
--------
Rohy:
2115 2
Hevitra mandeha
mpisotrtoaka ( 20/01/2014 12:20)
Somary lalina ny tononkalo letsy saingy tsara e ! Tohizo hatrany !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : IZY
Nampiditra : mpisotrtoaka
Daty : 20/01/2014 12:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01