Nampiditra : Mionitra
Daty : 24/02/2010 11:09
Nijery : 1678
Tononkalo: 7 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Mionitra

ANDRIANASOLOMAHOLINIAINA Helimanoa Andomahanina,teraka t@07 mars 1992 tao @ HJRA.Nanomboka nanoratra ny taona 2004,anisan'ny aingam-panahy iray tao anatiko tsy azoko lavina no natonga ahy nanoratra tononkalo,tsy tononkalo ihany anefa fa manoratra tantara foronina ihany koa aho,izay mbola eo an-dalam-panoratana mihitsy ankehitriny,marihiko etoana fa nolovaiko t@ raibeko io fanoratana io,efa nahavita tononkalo mahery ny 50 aho ankehitriny,kanefa tsy itako izay anehoana azy
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mionitra
Hevitra farany
Mionitra ( 24/02/2010 11:12)
Ny tononkalo dia anisan'ny aigam-panahy ao anatin'ny olona iray ka mahatonga azy mitantara ny zava-misy eo amin'ny tontolo na ihany koa ny momba zay mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149