Hampiditra sary Nampiditra : SingampitiaSaropady
Daty : 25/01/2026 14:28
Nijery : 10
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Singam-pitia saropady (MAHARITRA)

Singam-pitia Saropady na Maharitra Ny, Omega,
Teraka ny 01 Novambra 2006 tao Ambohibary-Sambaina Vakinakaratra.
Nanomboka nanoratra ny taona 2023.
Manoratra tononkalo momba ny fitiavana, natiora, fiainana isan-karazany.
Nisafidy ny solon'anarako "singam-pitia Saropady" aho satria amiko dia manan-danja sy tsy voavidy vola ny fitiavana na dia kely monja aza,
Satria koa saropady ny asa soratro napoitran'ny haingam-panahiko.
Efa nandray anjara tamin'ny hetsika famoaham-boky sy sehatra hafa.
Tanjoko ny hizara ny kanto Malagasy anaty asa soratra sy hampanan-danja kokoa ny teny Malagasy.
(...)
SINGAM-PITIA SAROPADY
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/singam-pitia-saropady-maharitra
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276