You are here: home > Vetso

Tavela - Amby Ventso

Raraka an-tany
Ny rano nantsakaiko
Fa tsy mba nody ventiny.

Nilaozany ny tany
Tavela sisa ny aiko
Fa ny foko angamba nentiny.

Mombamomba

Mpanoratra : Amby Ventso


Nampiditra : Niainahasina
Daty : 27/08/2020
Mpamangy : 379
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Adala
Ankamantatra
Tokoa ve?
Taratasy ho an-dRafahatsiarovana