Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha miverina ianao (Andrimaranitra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA MIVERINA IANAO(Mbola tsy vita tsara fa afaka misy manohy featuring)
Nilaozanao ny tokantranonao
Ny vady aman-janakao narianao
Trano hafa indray hoy ianao izay indray no ilaina
Trano misy soratra hoe "ampanofaina"
Réf : Ka na miverina aza ianao
Inoako fa tsisy intsony azo atao
Efa maty ny fitiavako anao
Mijaly loatra aho, raha miverina ianao
--------
Rohy:
