MENDRIKA (ANDRY KANTO MENDRIKA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsotra teny foana tamin'ny zavatra rehetraTadidio fa ny tany angie manampetra
Tsy misy haharitra fa ny tany fandalovana
Noho izany,eto mila fidiovana
Na misy olona miezaka manisy ratsy anao
Ianao,mila Mendrika amin'ny zavatra atao
Ekena hoe misy mampahory sy mampijaly
Ianao Mendrika,ka tsy voatery hamaly
Na marary aza ny ao anaty tratra ao
Aoka tsy ,hitazona alahelo ianao
Na sarotra aza ny fiainana eto an-tany
Mila ianao mitraka,tsy mora kivy izany
--------
Lien:
