Ho an'i malalako (arcane)
Nantsain'i ikalamako
Audio Player
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hanoratra ho an'iza ? Hoy izy tsy mitenyFa sentosento ihany no ifandraisanay,
Midoboka mangina ny feoko nefa reny
Dia fantany sahady fa rendrika indray
Tsy tototra tomany 'lay haolo hatrizay
Ry foko, ô ry foko manoratra aho fa very
Mamikitra ny lasa toy amim-by mahamay
Naniry ny ho tiana dia indro manirery
(Ho an'ny Malalako izay tsy ho tia ahy,
Ho fahatsiarovana ny androany)
--------
Rohy:
Sokajy :
FITIAVANA
Hevitra mandeha

sejianis
(
23/04/2004 11:38)
salut arcane!Inona kay ilay nitranga t@ io 22-04 lazainao io,Tena anniversaire-ko mantsy io!

kiriah
(
01/07/2012 10:59)
tsara ! . Betsaka mintsy ny tononkalo mbola tsy voavakiko ato amin ny tononkalo serasera ato zany.
Hametraka hevitra
Midira alohaAntsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
Audio Player