raha izay... - arimalala
Azo vakiana?
Raha izay ry aiko
Ry tiako sy lalaiko
No fantatrao fa mety,
Ndehana ka soava!
Ny vavako hikombona;
Ny foko koa hionona
Ka veloma sy masina
MAsina ianao ry tiana...
Hevitra mandeha
tslem (22/01/2008 08:54:39)
Aoka ho ah marina e, fa nisy inona tany ry Ari?
masofahatelo (23/01/2008 07:41:18)
fa nga nisy nitsoaka tany sa nisy inona ry arimalala?
eny na izany aza milay le tononkalo e! tohizo fa tssara e!
masofahatelo (23/01/2008 07:53:44)
fa nga nisy nitsoaka tany sa nisy inona ry arimalala?
eny na izany aza milay le tononkalo e! tohizo fa tssara e!
ari.malala (24/01/2008 09:56:44)
tslem, masofahatelo, mba fahatsiarovana sendra nandalo e
ANARIM (31/01/2008 13:04:57)
aza maharitra ela lotra ono ianao ry tiany fa rehefa miverina tian'i Ari fona an! (euuhhhh enao mitsy no andrasany e!) :)
ari.malala (01/02/2008 06:24:35)
rhina (16/08/2009 09:51:20)
d le fitia mintsy ve zany r ary no tena veloma sa le olona a!!!
aza mod atao oe eritreritra mandalo a
hiiiiiii!!!!!!!!!!!
Mombamomba
Mpanoratra : arimalala
Nampiditra : ari.malalaDaty : 21/01/2008
Mpamangy : 1077
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
...Ianao
Pour toi mon amour
Ho anao
Raha...
tiako ianao rahavako
lavitra
lasana