Eo anilanao. (Arisons)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny anilanao.

-Ny anilanao ry tiako.
-No hany fifalian'ny foko.
-Eo anilanao ry aiko.
-Dia manova ny toloko.

*Ny eo anilanao Malala.
*No ilaiko satria mahatamana.
*Eo anilanao ilay tsy manan-tsahala.
*Satria fitia feno miampy fahasambarana.

-Ny eo anilanao vadiko.
-Notena fahasambarako.
-Satria anilanao no mamiko.
-Mampitony hatrany fitiavako.

Tiako ianao vadiko.
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
87 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117