You are here: home > Vetso

Fa Maninona Ary? - Avoss jah

Azo vakiana?

Fa Maninona Aho No Nisy
Fa Maninona Ratsy Anjara
Misy Tokoa Ve Ny Anjara
Sa, Misy Tokoa Ny Safidy
Nefa Za Tsy Nisafidy
Efa Izay Ve Ny Lahatra
Kivy Aho Amin'ny Fiainana
Maro Ny Malaigny
Misy Koa Ny Fahavalo
Ny Fiainako Tena Mangidy
Toa Tsy Natsapa Fiainana Tsara
Mety Izay Tokoa Ve Ny Anjara

Hametraka hevitra

Midira aloha