Manina - Avoss jah
Azo vakiana?
Agny Daholo Ireo Havako
Izao Aty An_tany Lavitra Aty
Izay Vao Tena Tsapako
Fa Manina Anareo Izao Aty
Tsara Ny Aty An_tanin'olona
Ka Nefa Tiko Ny Tanindrazako
Lavitra Anareo Za Mahatsa Manina
Tsy Magnadino Anareo Havako
Indraindray Te Ho Kivy
Mahatsiaro Anareo Agny
Ianareo Aza Manahy
Fa Za Tsy Maintsy Ho Avy
Izaho Efa Te Hody Any
Sarotra Ny Mipetraka An_tanin'olo Hafa Aty.
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Avoss jah
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 02/12/2017
Mpamangy : 457
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Zagnahary Tsy Mitahy MandHafaliana
Mba Omeo
Miandry
Fahavaratra
Nahatonga Aho Mpanoratra
Manankarena & Mahantra
Ny Fianarana
Zava_boary
Fa Maninona Ary?