Hier, aujourd'hui, demain... (DON Excellence)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny omaly...
Mbola tena nifankatia tsisy toa antsika teto an-tany
Nesorina mialoha tao an-tsaina ny hoe hifanary
Ny eritseritra maloto tsy navela hitoetra
Fa ny tanjona d ny fitiavana tsy hanampetra

Ny androany...
Niteny ianao fa hiresaka isika androany
Raha hiteny hoe hisaraka d avy hatrany de foany
Niandry fona aho, fa ianao toa tsy hita taratra
Androany no vita fa ny ampitso mbl manatena fatratra

Ny ampitso...
Ça serait quoi?
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana - Embona - Fitiavana
65 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : DON Excellence
Nampiditra : Excellence08
Daty : 31/08/2024 18:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849