Hody vovoka (Fanomezantsoa Lcv)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Manaova hoy aho ny marina
Fa ny fiainana eto an-tany anie ka misy fiafaràna eh
Manaova hoy aho ny marina
Fa n'iza n'iza isika ety
Tsy maintsy andalo fitsaràna

Marina fa mafy ny mamelà heloka
Kanefa aza adino
Fa ny fo mifankatia No paradisa an-tany
Izay no tadidio

Dia n'inon'inona alahelo, adiady, disadisa
Izay nandreraka ny fo
Avelao hifarana any fa ndeha hifankatia
Ho reharehan'ny Tsitoha
--------
Rohy:
Sokajy : Fananarana
89 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fanomezantsoa Lcv
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 05/02/2025 07:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.014