You are here: home > Vetso

diampeniko - Rary Nofy

Azo vakiana?

meteza re ianao hafarako;
hitondra hafatra ho azy;
ity hafatra ho an'ilay havako;
ilay diam-peniko mazava ho azy!

hafatra kely dia kely;
no ateriko mba ho entinao;
ity asa soratra ho anao iny;
fa izay no sitrako izao

Hametraka hevitra

Midira aloha