You are here: home > Vetso

Ianao - Rary Nofy

Azo vakiana?

IANAO...

Tsy haiko izao
Izay hitranga rehefa avy eo;
Fa ny ato an-tsaiko
Dia mbola ianao!,
Ianao,
Ianao no...
    Tsaroany
    Tadidiny!
Ianao no...
    Vetsoany
    Kaloiny
Satria ianao no...
    Tsy sarany,
    Tsy foiny
Dia tsy maintsy...
    Embonany,
    Tsiahiviny,
Isan'ora,isa-minitra.
        (...)