Kalokalo mahonena (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
KALOKALO MAHONENA
Ilay tara-masoandro efa midify;
Ny masony mijery mandinika mankany;
Eny amin'ny rahona any ho any.

Ny kalokalony toa mangina;
Ny fisiotsiokany toa makina;
Izany ilay kalokalo mahonena.

Rehefa alina somambisamby;
Ny kotroka,orana,rihan-dranomaso no mba manambitamby;
Izany fony efa mahaonena.

Ilay tsiky tsy mba nandalo;
Fa ny alahelo,tsiahy no mitsidika;
Ny fanahiny sy ny sainy izay miodika.
Maharavo.A
--------
Rohy:
653 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.034