Lasa (Rary Nofy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa izy!
Lasa nandao anao;
Efa nanadino izay ts'izy!
Nanadino ny fisianao!!??
Lasa...
Toa tsy hita inrsony!?
Lasa izy,,,
Fa indrisy ianao nafoiny;
Toa nangina irery tsy niteny;
nanganohano,nitomany;
Ity singan-olon'drery!
Toa lasa maminany;...

Dia veloma no napetrany;
napetrany ho anao;
zary ranomaso tsy manam-petra;
no nikotrika tap am-pony tao!

Lasa izy nibanjina ny lasany;
ny tontolony teo aloha;
mbamin'ny alahelo'
izay efa nataony tsiambara-telo

Diampenin'i Fatals 09.11.2010
--------
Lien:
927 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146