Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tena.. (Rary Nofy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tena fifaliakoDia ny ho eo anilanao!
Izay no tena tiako
Amin'izao ankehitriny izao!
Ny tena faniriaoko
Dia ny hiara-dalana aminao!
Ho sambatra,ho tretrika
Ny fo keliko ao!
Maharavo.A
--------
Rohy:
Mpakafy:
rrandriasamuel
