raha tianao (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha tianao;
ho iray ny fon-tsika izao!
dia ataovy an-tsainao;
fa efa sambatra ianao!
Raha sitrakao;
ny hiaina hiaraka amiko!
eny an-danitra avo;
fa izay no hasambarako!
Raha zakanao;
ny fiainana ety an-tany!
dia ho entiko ianao;
mba handeha hiarak'amiko eny!

raha tandrinao mantsy!
ity tolokoko ity;
fa feno alahelo,hirifiry
ka zary...
nofy foana no mieloelo!

zary nofy niserana?
izay niainantsika izay;
any an-kafa indray re;
Mamoron-toerana;
Mba hahasambatra anao
fa tsy ho ahy!
--------
Rohy:
649 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144