Raho-mainty (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indray andro izay!
Nisy rivotra niserana;
Mangatsiaka aok'izany;
Ka raho-mainty no nanerana;
Ny lanitra tontolo!

Indrisy!!
Tsy tazàna intsony!
Irony tany manodidina;
fa nangina,vetivety teo,
Ny feon'ny angidina;
--------
Rohy:
702 1
Mpakafy: andry17
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156