Sambatra (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambatra ianao;
fa efa azonao;
ilay fo-ny tena tia;
sy ny tenany ho doria!


Toa sondriana loatr'ianao;
mijery ilay ankaniny;
sy ireo fitoerana;
izay efa nomaniny!


Tretrika aok'izany
ny fanahy mamelovelo;
mandalina hatrany;
ireo fifaliany mamy
--------
Rohy:
824 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141