tiako ianao (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
angamba tsy hay intsony
ireo izay mety hiseho
fa te ahita azy
ny fanahy mivelovelo
te hanambara indray hoe
tiako ianao
tiako ianao
k'anefa...
vahotra ny vavako
hanambara ilay fitiavako
hoe
... tiako ianao rahavako...

ity foko tony hono
indrisy!
toa manembon-dava
mahatsiahy azy indray hoe
mba mahatsiaro ahy ihany ve?
izay havako izay
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1913 2
Mpakafy: kanjami - Fatals
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145