You are here: home > Vetso

Tiako ny tanin-drazako - Rary Nofy

Azo vakiana?

   TIAKO NY TANIN-DRAZAKO
Tiako ianao
Ry tanin-darazako
Na dia mafy aza
No mihatra amiko
Hanavotako anao
Hanapiako anao
Ry fireneko.

Tanin-drazako malalako
Tsy mety ho adinon'ny tavako
Toa tsy afaka ato am-bavako
Ny hanonona,ahatsiahy ilay tantarany.

Ianao ry gasikara
No iriako mba ho tsara
Tiako tsy ho ratsy fiafara
Ny tontolony any am-para
Tiako ianao ry gadikara.
     Maharavo.A 07.11.2015