Ventsoko (Rary Nofy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Endreh!ry tany be fahoriana!
Iangonan'ireo hirifiry sy ankaso;
Iraketan'ireo fihafiana,fijaliana!
Toa tsy afa-miala fa toa milaso!

Ny masoandro be toa migaina;
Ny masoko no lasa mitopy any!
Kanefa ny foko toa lasa mangaina;
Nangaina mijery itony tany!

Maharavo Andriamalinarivo 12.06.2015
--------
Lien:
839 1
Fans: Alok2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145