Ventson'ny foko (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
¤ Ity foko moa ry tiana;
dia feno fifaliana;
ka tsy voatan'intsony;
hamoaka ny ao am-pony!
¤ Ny fiainako tontolo;
Efa omeko manontolo;
Mba hiadananao!
Ataonao kilalao;
ka hiafiko fa tsy handao!!!
--------
Rohy:
763 1
Mpakafy: rrandriasamuel
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148