Fitiavana ve? - Fetrarivo
Azo vakiana?
Inona no atao hoe fitiavana
zay miara-dia ve dia hoe mpifankatia
sa kosa lahy mpihavana
ka mba miara mirihariha?
dia hoe tiako ianao
rehefa mba misy manaitra
tsy manadihady ianao
fa avy hatrany dia taitaitra
fa angaha ny fitiavana kilalao
rehefa te hitia dia atao
nefa noho ny avy eo
veloma ianao fa mankaleo
Mombamomba
Mpanoratra : Fetrarivo
Nampiditra : fetraDaty : 13/12/2003
Mpamangy : 1440
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Indrisy mantsyMba mitsiky
Ny fianarana ange...
Aza malahelo fa!
Le destin
Dia ho nofy foana ve!!
Singam-bolo!
Ny taom-baovao!