Singam-bolo! - Fetrarivo
Azo vakiana?
Dia singam-bolo efatra
no hany mba nomeny ahy
ho fahatsiarovana mavesatra
ilay mba fitiavany ahy
inona tokoa indrisy
no mba dikan'ireny volo ireny
raha toa marina ka tsy misy
'lay fitia nampiteniteny?
Dia ho sanatria ve marina?
nandao anao izy ka tsy hiverina
ka ty fo sisa no amboarina
singam-bolo telo sy enina
ATOLOTRA HOAN-TSIKA REHETRA NOMENA SINGAM-BOLO TAMIN'ITY TAONA 2003 MADIVA HIFARANA ITY!
VELOMA !!!!!!!
Mombamomba
Mpanoratra : Fetrarivo
Nampiditra : fetraDaty : 17/12/2003
Mpamangy : 1306
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Indrisy mantsyMba mitsiky
Ny fianarana ange...
Aza malahelo fa!
Le destin
Dia ho nofy foana ve!!
Fitiavana ve?
Ny taom-baovao!